Pôetawebs - 14 taona

Lahatsoratr'i Toetra Ràja - 30/04/2023

Pôetawebs - 14 taona

Feno 14 taona anio ny tranonkala mpanandratra ny tontolon'ny pôeta malagasy. Misaotra anao mpanjohy, mpanentana, mpankasitraka izahay mpikambana. Indreto santionan-tsary vitsivitsy manamarika ny lalana nodiaviny tamin'ny fampielezana lahatsoratra, fanatontosana velakevitra sy sehatra ary ny fanontana boky.


https://poetawebs.webador.fr/lahatsoratra/1300690_poetawebs-14-taona

 

Date de dernière mise à jour : 13/12/2023