![]() |
Ny poeta raha miteny Dia mampita izay mba reny Sady saininy ombieny Amin'ny gadona avo lenta Mampitony hetaheta Bitsik'ivan'ny poeta |
![]() |
21/09/2014
FIHAONAN'NY MPANORATRA SY MPAHAY ARAK'ENDRIKA AMAM-BIKA ![]() Fanevan'ny fihaonana nahasarika ny mason'ny maro teny Antaninarenina ![]() Tranoeva misy ireo mpiantsa ![]() Tranoevan'ireo mpiantsa tononkalo ![]() Ireo sary arantin'ny tiasary ![]() Tranoeva misy ireo mpianatra sary miaraka amin'ireo mpampianatra ![]() Tranoevan'ny mampiranty boky Ikaloyna |