Créer un site internet
Poetawebs Sorapiainana | Tapatapakahitra | Fandalinana | Sehatra | Lahatsoratra

RaharintsoratraFandalinana
Fahamarinana
Fanadihadiana ny "Ianao irery ihany" famerenana ny olona hikatsaka ny fahamarinana amin'ny alalan'ny fitodihana amin'Andriamanitra


RaharintsoratraFandalinana
Mitady remizy?

Fanadihadiana ny aingam-panahin'ny zokiolona migadra 20 taona ao amin'ny fonjan'i Moramanga.
 
RaharintsoratraFandalinana
Ny havana araka ny haintenin'ny omaly sy anio
fandalinan'i Heriarilala Andriamamonjy mifantoka amin'ny asasoratr'i Estine Rinara Soa sy Imbitika Rambala

RaharintsoratraFandalinana
Ny fahasambarana sy ny literatiora
Mianoka hasambarana ny mpamaky asasoratra araka ny fandalinan-dRabetalata Chantal


RaharintsoratraFandalinana
Ialahy: kaloin'ny mpikanto
Ialahy, teny ankamamian'ny fiarahamonina, mampiombona... ampiasain'ny poeta ary nohadihadin'i Tsikimilamina Rakotomavo


RaharintsoratraTapatapakahitra
Efa-taonan'ny M.K.M.
‎Manolotra ny lalana nodiavin'ny Mikolo ny Kanto Maroloko (M.K.M.) i ‎Feno Fitiavana filohany.
 


RaharintsoratraFandalinana
Mamola-tena hamola teny!
Koa andeha hamola-tena hamola teny sy soratra tsy ho tototry ny atsangan'ny tsangambato


RaharintsoratraFandalinana
Adala...
Fanadihadiana fohy ny tononkalo "Adala", Ny.


RaharintsoratraFandalinana
Ny literatiora sy ny IA
Miantraika mivantana amin'ny literatiora  ny ranitsaina voatrolombelona


RaharintsoratraFandalinana
Ilaina haha tononkalo ny tononkalo ve ny kanto?
Aiza no misy ny hakanton’ny tononkalo? Fandalinana atolotr'i Ny Avo Elabakaka

RaharintsoratraFandalinana
Ny fianarana araka ny poeta
Andinin-tononkalon'ny poetan'ny omaly sy anio, nangonin'i Heriarilala Andriamamonjy

RaharintsoratraFandalinana
Lanjan'ny hambo ao amin'ny Tsy haiko
Tononkiran'i Delacre momba ny hambo, nohadihadin'i Toetra Ràja


RaharintsoratraLahatsoratra
Miteny ny poeta manoloana ny herisetra
Nangonin'i Kanto Mahaliana

RaharintsoratraSehatra
Akanga Tsara Soratra
Hipoka ny efitrano tamin'ny lanonam-pananganana ny sampana Antananarivo

RaharintsoratraFandalinana
Tononkalo malagasy voalohany
"Midira ao an-tranoko, ry lalitra malala", nosoniavin'i R. BARON

RaharintsoratraLahatsoratra
Akanga Tsara Soratra - sampana Antananarivo
Lanonam-pananganana - 22 aogositra 2026 - Tranombokim-pirenena Anosy

RaharintsoratraTapatapakahitra
Raharintsoratra sy ny tononkalo lava
Poeta sady mpandalina ny teny malagasy. Tapatapakahitra niarahany tamin'i Tsikimilamina Rakotomavo
NifampitaTapatapakahitra
ORIMA, boky faharoan'i Ni Fampita
Tapatapakahitra niarahany tamin'i Heriarilala Andriamamonjy
RindrinaFandalinana
Rindrina
tononkalon'i Nirihaja, nohadihadin'i Tsikimilamina Rakotomavo
Ontam-pitiavan'ny TetoFandalinana
Ontam-pitiavan'ny "Teto"
tononkiran'Andrianarisoa Jean Maurice (Rambao), nohadihadin'i Toetra Ràja
Printemps des Poètes 2027Lahatsoratra
Taorian'ny fahafahana, nisafidy ny firotsahana ny "Printemps des Poètes 2027"
Fandikan'i Toetra Ràja ny lahatsoratr'i Hocine Bouhadjera
Teboka teloFandalinana
Teboka telo
Tononkalon'i Toetra Ràja, nohadihadin'i Tsikimilamina Rakotomavo
MatyFandalinana
Maty
Tononkalon'i Rado, nosetren'i Rianaly sady nombam-pandalinana
Ny abidin'ny toakaFandalinana
Ny abidin'ny toaka
fampitahana ny tononkalon'i Naina R sy Rajaonary
Valin-taratasyFandalinana
Valin-taratasy
tononkalon'i Rianaly, setrin'ny Taratasy sy laoka an'i Randja Zanamihoatra
Dimy andro misandratraTapatapakahitra
Dimy andro misandratra
Tapatapakahitra nifanaovan'i Mahefa tamin'i Toetra Ràja - Poetawebs.
Antson'ny AvoTapatapakahitra
Antson'ny Avo : Poeta Mitia
Ny sora-kanto dia asasoratra manaitra nefa tsy mankaleo ny mpamaky ka sady ahitany fy no misy akony miabo...
Ny mpanoratra mioitraFandalinana
Ny mpanoratra mioitra ny fijerin'ny fiarahamonina
Fandalinan'i Faniry Ezeckiel
Famaritana ny poetaFandalinana
Famaritana ny poeta
feony ireo mpandalina literatiora avy amin'ny oniversiten'Antsiranana
Famaritana ny literatioraFandalinana
Famaritana ny literatiora
natolotry ny mpianatry ny oniversiten'Antsiranana lalam-piofanana Malagasy
Lafiny maha fampitana hafatra ny bokySehatra
Lafiny maha fampitana hafatra ny boky
Eritreritry ny poeta Lova Santatra
Sehatra mampiroborobo ny rohin'ny bokySehatra
Sehatra mampiroborobo ny rohin'ny boky
Hevitry ny Mompera Rabenirina sy ny mpanoratra Rabenandrasana
Ny anjara toeran'ny bokySehatra
Ny anjara toeran'ny boky araka ny fijerin'ny mpanoratra
Avy amin'ny mpanoratra roalahy: i Zo-Maminiriana sy i Mahefa
Boky sy zon'ny mpamoronaSehatra
Boky sy zon'ny mpamorona !
Akon'ny Tsenaben'ny boky ny andron'ny 23 aprily 2026
Dim'He-TsiSehatra
Dim'He-Tsi
Antsa tononkalo niangaliani Herinina sy Dimby Mahenina ary Tsitoha Agape
RamananatoSorapiainana
Ramananato
Poeta tamin'ny voalohandohan'ny taonjato faha-19