|
Ny poeta raha miteny
dia mampita izay mba reny
sady saininy ombieny
amin'ny gadona avo lenta
mampitony hetaheta :
bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)
16 Jolay 2016
|
|
Tapatapakahitra: Doda Razafindravelo sy ny Antsa an-dambanana
|
Tao anatin'ny hetsika Antsa an-dambanana natao tao amin'ny Tranombokim-pirenena tetsy Anosy tamin'ny 15 jolay 2016 (efitrano Gisèle Rabesahala) no nanatanterahan'i Doda Razafindravelo (PÔETAWEBS) tapatapakahitra niaraka tamin'ireo mpikarakara ny hetsika.
Marihina fa mpanakanto maromaro no niresaka tao. Nisy tononkalo iray nantsaina aza.
Mahaliana ny tafatafa fa tsindrio ny sary ary mihainoa finaritra tompoko. |
Pôetawebs©2016 - poetawebs@gmail.com
|