Ny poeta raha miteny 15 Jona 2016
|
|
CEMDLAC : iray volan'ny teny malagasy - Jona 2016 (DTM)
Tsy diso anjara amin'ny fankalazana ny iray volan'ny teny malagasy ny fikambanana DTM Diantanamasoandro. Marihina fa ny DTM dia fikambanana pôeta.
Fafana milaza ny momba ny tantaran'ny fikambanana ary fafana maneho ny sarin'ireo mpikambana sy ny asasorany avy no narantin'izy ireo eo amin'ny tokotanin'ny CEMDLAC Analakely.
Ahitana izany fa ny mpanoratra dia manana anjara amin'ny fanandratana ny teny malagasy.
Rarihasina, tantaran'ny teny malagasy.
Tatitra sy sary: Ikaloyna Vony
|
|
Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com
|
Date de dernière mise à jour : 28/06/2016