Créer un site internet

Havatsa : Atrikasa momba ny fanoratana tantara fisehatra

poeta_malagasy Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

ikopa

02 Martsa 2014

ATRIKASA FIOFANANA MOMBA NY FANORATANA

 

TANTARA FISEHATRA « Théâtre »

 

01 marsa 2014 ka hatramin’ny 19 jolay 2014

 

isaky ny sabotsyvoalohany sy fahatelo isam-bolana

 

manomboka amin’ny 10 maraina ao amin’ny

 

EFITRANO HAVÀTSA- RARIHASINA- ANALAKELY

 

TANTARA AN-DAMPIHAZO

(Théâtre Radiophonique)

sy

TANTARA AN’ONJAMPEO

(Théâtre scénique)

 

Andro

Lohatenin’ny Fampianarana

01 marsa 2014

NY “TEATRA” AMIN’NY ANKAPOBENY

15 marsa 2014

NY “TEATRA KLASIKA” sy ny fivoarany araka ny tantara

05 avrily 2014

NY TEKINIKAN’NY FANORATANA TANTARA AN-DAMPIHAZO

(Théâtre Radiophonique)

 

03 mey 2014

Fanadihadiana sombiny vitsivitsy amin’ny tantara an-dampihazo - fampiharana

17 mey 2014

Fanitsiana sy fitsikerana ireo tantara an-dampihazo voasoratra

07 jona 2014

NY TEKINIKAN’NY FANORATANA TANTARA AN’ONJAMPEO

(Théâtre Scénique)

21 jona 2014

Fanadihadiana ireo tantara an’onjampeo voasoratra + andrana fihainoana + fampiharana

05 jolay 2014

Fampiharana sy fitsikerana + fihainoana sombiny

Anthologie du mystère”

19 jolay 2014

Famaranana sy fandravonana TANTARA AN-DAMPIHAZO sy TANTARA AN’ONJAMPEO + Fanadihadiana Do-miverina

 

Ireo hitarika ny Atrikasa fiofanana

 

-Andriamatoa Iharilanto Patrick Andriamangatiana (Mpampianatra - Filohan’ny HAVATSA UPEM)

-Andriamatoa Eric Ravalisoa (Filoha lefitra HAVATSA UPEM)

-Ramatoa ANDRIANASOLO Hajaina (Mpampianatra – Sekretera Jeneraly HAVATSA UPEM)

-RAVALOSON Andriambatosoa (Mpampianatra – Filohan’ny Fikambanan’ny Mpanao Teatra Malagasy)

 

Raisina mialoha ny fisoratana anarana fa voafetra ny toerana

 
poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021