Créer un site internet

Tenin'i Ny Malodohasaha

Korisam-penin'ny Poetawebs, Ny Malodohasaha
Ny Malodohasaha - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Ny Malodohasaha
:

"Ilaina ny fiombonam-po, fiombonan-tsaina, ny fiombonam-panahy ialana amin'ny otri-po isan-karazany"

Anaran-tany, anarana antoko, fa ao koa ny fiombonana amin'i Jesoa Kristy, ...fa ilaina ny fiombonam-po, ny fiombonan-tsaina,  ny fiombonam-panahy ialana amin'ny otri-po isan-karazany (fitiavan-tena, fiankohofana amin'ny vola sy voninahitra, fialonana...), iatrehana amin'ny fanatontoloana, hirosoan'ny ambanilanitra amin'ny tena fiadanana sy hasambarana.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs.

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024

×