Tenin'i Felana Radoniaina

Korisam-penin'ny Poetawebs, Felana Radoniaina
Felana Radoniaina - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Felana Radoniaina
:

"Andao isika hiombona hanatsara ny talenta"

Mariky ny firaisan-tsaina ny fiombonana. Rehefa miray hina, miray saina, miaraka manao zavatra ny olona roa na maromaro dia miharihary kokoa ny hatsaran'ny vokatra azo. Andao hokoloina ny talentantsika ka hiombona isika hanatsara izany.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024