Tenin'i Heriarilala Andriamamonjy

Korisam-penin'ny Poetawebs, Faniry Ezeckiel
Heriarilala Andriamamonjy - 03/06/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i
Heriarilala Andriamamonjy :

"Ny fiombonantsika no nahatontosa izany dia,
 Amin'ny taona rehetra sisa mbola hitohy ny tahaka ity!"

Misy "dia" iarahantsika manatontosa eo amin'ny tontolon'ny literatiora malagasy. Tsy vitako irery, tsy vitanao irery ny fampandrosoana ny kanto malagasy ka antenaina hatrany fa mbola hitohy ny fiarahantsika mamakivaky ny lalana tsy maintsy hodiavina ao anatin'izany.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs






Date de dernière mise à jour : 01/07/2024

×