Créer un site internet

Tenin'i Faniry Ezeckiel

Korisam-penin'ny Poetawebs, Faniry Ezeckiel
Faniry Ezeckiel - 03/06/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Faniry Ezeckiel :

"Malagasy iray tsy mivaky isika, manam-panahy iatrehana ny zotram-piainana."

Ny firaisam-pon'ny tsirairay no antoky ny fahombiazana, tsy misy mahazo tombony ao anaty fizarazarana. Misafotofoto ny andavanandrom-piainana fa ny fiombonana no lalana iray mankany amin'ny fandresena. Ny fanahy no olona, fahendrena ny miray hina, mifampiaro ho amin'ny tombontsoa iraisana, fitiavan-tanindrazana lehibe izany.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs






Date de dernière mise à jour : 02/06/2024