Créer un site internet

Radoara raha miteny

Radoara raha miteny
Toetra Ràja - 18/11/2024

Radoara raha miteny

Radoara raha mitenyMopera vahiny Radoara na Edouard Thomé de Charaix. Mahay miteny malagasy izy ary tao anatin'ny taona vitsy monja  no nianarany an'izany. Mpakafy ny teny sy ny literatiora malagasy izy araka izany. Raha tsiahivina ny tantara dia rafahaona tamin'ny Poetawebs tao an-tokotanin'ny tranombokim-pirenena Anosy izy tamin'ny Tsenaben'ny boky ny taona 2022 ary nitafatafa tamin'i Tsikimilamina Rakotomavo mpandrindra ny tranonkala. Nanomboka tamin'izay dia nifanerasera tamin'ny Poetawebs Radoara ary manolotra andalan-teny vitsivitsy mahakasika an'izao faha-15 taonan'ny Poetawebs izao.

Araho eto ny horonan-tsary momba izany :

Radoara raha miteny

Ajouter un commentaire