Tenin'i Toetra Ràja

Korisam-penin'ny Poetawebs,Solotiana Nirhy-Lanto
Toetra Ràja - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Toetra Ràja
:

"Aza mikombona, 'ndao re hiombona mba tsy hanjombona!"

Mitaky fivelarana izao vanim-potoana itoeran'ny firenena ao anaty kizo lalina izao fa tsy fotoanan'ny fiforetana anaty intsony. Tsy tokony hokobonina ao am-po tsy miloaka intsony ny alahelo, hetaheta, risi-po fa tsara iaraha-mandinika mitondra any amin'ny vahaolana eken'ny rehetra. Tokony ho voalohany amin'izany ny poeta amin'ny alalan'ny fiombonany, izy samy poeta, ary izy sy ny mpiara-belona koa, izay antoky ny fiatahana amin'ny fahanjombonan'ny fiarahamonina.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs.

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024