Créer un site internet

Tenin'i Léa Fandresena

Korisam-penin'ny Poetawebs, Léa Fandresean
Léa Fandresena - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Léa Fandresena
:

"Miara-mita ho tafita ao anaty fiombonana

Na anaty olana sy sedra mahamay, anaty fahoriana na aretina ihany koa dia mora kokoa ny miatrika izany rehefa miaraka mamaha izany ny rehetra fa tsy  irery an-tanin'olona akory.
Raha misy fifaliana na fahasoavana azonao dia fiarahana amin'ny rehetra no mampitombo izany ho avo roa heny ny tsara anananao.
Koa ity taona 2024 ity dia hiarahantsika mpanoratra sy mpankafy miombona hampiroborobo ny literatiora malagasy ka mifanohana hatrany isika na inona na inona miseho.
Vitantsika ampifaliana io taona 2024 rehefa miombona sy mifankatia isika ka mikatsaka izay mahasoa ny tena sy ny hafa.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs.

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024