Tenin'i Solotiana Nirhy-Lanto

Korisam-penin'ny Poetawebs,Solotiana Nirhy-Lanto
Solotiana Nirhy-Lanto - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Solotiana Nirhy-Lanto
:

"Ny Fiombonana dia mifamatotra amin'ny Fitiavana"

Toky ho an'ny mpifankatia ny fiombonam-pitia. Toky ho an'ny mpiara-monina ny fiombonam-pifaliana na ny fiombonam-pahoriana arakaraka ny zava-miseho eo amin'ny fiainana. Koa fototry ny fiainana mirindra mitondra fivoarana sy filaminana ny FIOMBONANA raha hampiharina fa tsy imolotra fotsiny.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs.

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024