Tenin'i Doda Razafindravelo

Korisam-penin'ny Poetawebs, Doda Razafindravelo
Doda Razafindravelo - 03/06/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Doda Razafindravelo :

“Aoka ianao ho ainga vao, hampiray ny taninao”

Na inona hery mikasa hanakorontana dia aoka hijoro foana haneho firaisan-kina sy hampifandray ny rehetra.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs






Date de dernière mise à jour : 02/06/2024

×