Créer un site internet

Tenin'i Ny Hasina Ratsimbazafy

Korisam-penin'ny Poetawebs, Ny Hasina
Ny Hasina Ratsimbazafy - 15/07/2024

Korisam-peninin'ny Poetawebs - 2024

Manana hafatra manokana ho anao ny Poetawebs mandritra ity taona 2024 ity.
Atolotr'i Ny Hasina Ratsimbazafy
:

"Ho poeta miombona amin'ny tanindrazany sy hoan'ny tanindrazany"

Ny fiombonan'ny poeta amin'ny tontolon'ny razany, amin'ny taranaky ny razany, amin'ny tany sy vakoka ary haren-tsaina navelan'ny razany no fototra mampitsiry ny fitiavan-tanindrazana eo amin'ny samy poeta. Miampita sy manabe ny fiarahamonina izy ireny, ka mahatonga azy ireo ho tia sy ho saro-piaro ary hikolokolo mandrakariva ireny zava-tsoa eo amin'ny taniny ireny. Ho filamatra amin'izay fiombonan-tsaina amin'ny tanindrazana sy ho an'ny tanindrazana izay anie ny poeta malagasy.

Ato ny rohin'ny fandalinana feno momba ireo tenin'ny mpikamban'ny Poetawebs.

Date de dernière mise à jour : 02/07/2024