Poeta Malagasy
Ny Poetawebs dia tranonkala manandratra ny tontolon'ny poeta malagasy, eto amin'ny aterineto aloha, ary vonona hatrany hivelatra any ivelan'ny tranonkalany : sehatra, velakevitra, boky, fampianarana sns.