Tenin'i Chantal Rabetalata

Poetawebs 2026

Tenin'ny Poetawebs 2026
Chantal Rabetalata — 05/01/2026

"Ny Poeta indrindra no fantsom-panovana ny tontolo bobongolo", izany teny izany no voizin'ny Poetawebs mandritra ity taona 2026 ity. Miainga avy amin'izany teny isarihana ny olona hanova toe-tsaina izany no isainan'ny mpikambana tsirairay ny teniny manokana. Hoy indrindra mantsy i Chantal Rabetalata hoe:

Poetawebs








Ireo mpikamban'ny Poetawebs mifarimbona mandritra ny taona 2026 amin'ny hoe:
"Ny Poeta indrindra no fantsom-panovana ny tontolo bobongolo"

Poetawebs










Chantal Rabetalata - Poetawebs
• TENIN'NY POETAWEBS 2026

Commentaires (1)

RADOMANANTOANINA Tahirisoa
  • 1. RADOMANANTOANINA Tahirisoa | 10/01/2026
Misy koa
ny tontolo "maimbo bony"
feno lonilony!
ny tontolo "arefesina"
tototry ny aretina!
ny tontolo "efa lo"
sy mahavaky fo!
izao rehetra izao,
sy ny misy manontolo
no aoka ho fantatrao
fa efa bobongolo!

Ajouter un commentaire

 
×