Fanavaozan-drafitra
raketin'ny sorakanton'i Toetra Ràja
Tsy diso anjara ny sorakanto amin'izao vanimpotoanan'ny fanavaozana ny
rafi-piarahamonina izao. Anisan'izany ny an'i Toetra Ràja izay mivoy
ireo bobongolo manimba ny tany ary manoro ny lalantsara azo izorana.
Ao amin'ny Akademia malagasy ny fotoana hamelabelaran'i Tsikimilamina
Rakotomavo an'izany amin'ny alakamisy 27 novambra 2025 amin'ny 2 ora sy
sasany ka anasana ireo liana amin'ny fanavaozana, ny tontolon'ny
sorakanto ary ny sehatry ny fikarohana.

Poetawebs
•
Fanavaozan-drafitra raketin'ny sorakanton'i Toetra Ràja