Créer un site internet

Lahatsoratra mahakasika ny poet sy ny poezia malagasy: sehatra, asam-pikarohana sns

poeta_malagasy Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

ikopa

TAONA VAOVAO 2014
Teny fiarahabana [...]
Hajaina sy Ampamoha
Poeta Akademisianina vaovao
[...]

RAHAINGOSON Eugène
Poeta nodimandry tamin'ny 13 desambra
[...]

Faribolana SANDRATRA
Fampitam-baovao DESAMBRA 2013[...]
Sambo ho aiza?
Fankalazana ny faha 100 taonan'i Dox[...]
Havatsa Upem Sampana Frantsa
Faha 100 taonan'ny mpanoratra 5 lahy
[...]

Faribolana SANDRATRA
Fampitam-baovao NOVAMBRA 2013[...]
FREDY JAOFERA
Fantaro ato ireo boky navoakany[...]
INSOMNIA ao PARISY
Lalao Rabeson sy Raozigasy[...]
Faribolana SANDRATRA
Fampitam-baovao OKTOBRA 2013[...]
Vaovaon'ny Havatsa Upem,
fankalazana ny faha 61 taona[...]
Tantaratantara,
boky vaovao nosoratan'i Hajaina[...]
Vaovaon'ny Havatsa Upem,
Tafatsangana ny Sampana Soisa sy Frantsa Akaiky
[...]

Ambohipihaonan'ny mpanoratra
Tatitra sy sary[...]
Nikimpy Rô
na i Rô Andriamaneva Ratsimihah[...]
Zarafanahy
Fantaro ireo handray anjara[...]
Zarafanahy
Antsa tononkalon'ny Sandratra[...]
Alpha sy Omega
Boky vaovaon'i Ranoe sy Fredy Jaofera[...]
I Vorombola sy Voninkasina
Boky vaovaon'i Volatiana RAHAGA[...]
HAVATSA UPEM Fandikana poezia
Atrikasa literera[...]
HAVATSA UPEM Sampana Frantsa
faha 60 taona tao Parisy[...]
Pôeta sa Pôety ?
Eritreritry LIANTSOA[...]
HAVATSA UPEM
Fifampiarahaban'ny mpikambana[...]
HAVATSA NOTSONGAINA
Boky vaovaon'ny HAVATSA[...]
ANDAMIOLY
Nandalo nitapatapak'ahitra[...]
FASAM-POANA
Tononkaon'i Avelo Nidor, nofakafakain'i Toetra Raja[...]
HAVATSA UPEM
Ny HAVATSA sy ny haisoratra[...]
DOX
Fankalazana ny fahazato taonany[...]
POETAWEBS
Mirary 2013 sambatra ho anao[...]
OMDA tao amin'ny Carlton
Tatitra sy sary[...]
HAVATSA UPEM
nitsidika ny sekoly tiorka RAVINALA teny Tsiadana [...]
HAVATSA UPEM
Akon'ny faha-60 taona[...]
OMDA tao amin'ny Carlton
Akony avy tamin'i Tahirintsoa tamin'ny alalan'ny resaka mivantana nifanaovany tamin'i Toetra RAJA [...]
HAVATSA UPEM
Mankalaza ny faha-60 taona - Fanasana [...]
Sandratra Oktobra 2012
Fampitam-baovao[...]
Sandratra Jolay 2012
Fampitam-baovao[...]
Havatsa-Upem sy FIMPIMA, Sampana Frantsa
Antsan-tononkalo sy seho an-kabary - 22 Jona 2012 any Parisy [...]
Sandratra Jona 2012
Fampitam-baovaon'ny sampanaToamasina [...]
Sandratra Mey 2012
Fampitam-baovao[...]
Sandratra Avrily 2012
Fampitam-baovao[...]
Ny boky sy ny fampandrosoana ny asasoratra
Lahatenin'i RADO RAMAHERISON [...]
Havatsa-Upem Sampana Frantsa
Fito taona[...]
Ny poezia
Lahatsoratry Hajanolalaina[...]
Resadresaka momba ny poezia
Lahatsoratry Rakotondramanana Alfred[...]
Ireo poeta tany VICHY
Fihaonana (RNS tany Frantsa), ara-panatanjahantena sy kolontsaina [...]
Riankalo
Fanazavana fohy nentin'i Rado Ramaherison[...]
Rindran'ny Tsiahy
Bokin'i F.X. MAHAH asehon'ny Poetawebs [...]
Havatsa : nodimandry i Paul Abraham
Iray amin'izy 15 mirahalahy nanangana ny UPEM izay nantsoina hoe HAVATSA UPEM taty aoriana [...]
Havatsa : herinandron'ny poezia
Nankalazaina tamin'ny tabataba an-tononkalo an-tokotany [...]
Sandratra Martsa 2012
Fampitam-baovao[...]
Akon'ny fankalazana ny tenin-dreny, teny ibeazana 2012
Tao amin'ny Tranom-bokim-pirenena, vaovao nampitain'i Hajaina[...]
Sandratra Febroary 2012
Fampitam-baovao[...]
Fifaninanana manoratra tantara fihaino
"Loka Daud Ratsarazaka", karakarain'ny HAVATSA UPEM[...]
Fifampiarahaban'ny Havatsa Upem
lanonana tao amin'ny Tahala Rarihasina[...]
Hetsiky ny Havatsa Upem
Fahatsiarovana an'i Daud Ratsarazaka[...]
Sandratra Janoary 2012
Fampitam-baovao[...]
Ny haisoratra ankehitriny

Eritreritry Rado Ramaherison-Tiavina-Riambola Mitia[...]
Sandratra Desambra 2011
Fampitam-baovao fanampiny [...]
Havatsa Upem
Tatitra fifidianana birao vaovao hiasa 2011 - 2014[...]
Sandratra Desambra 2011
Fampitana sy akom-baovao[...]
I.P. Andriamangatiana, filoha vaovaon'ny Havatsa Upem.
Tontosa ny Alahady 11 desambra 2011 tao amin’ny foiben-toerana TAHALA RARIHASINA[...]
Akon'ny Onjan'angoty
Fanokafana ny taom-piantsan’ny Faribolana Sandratra ny Alarobia 26 Oktobra 2011 lasa teo[...]
Tondro zotra
Antsan-tononkalon'i Zo Nantenaina [...]
Sandratra
Fampitam-baovao novambra 2011 [...]
Tsipelin-teny Dikateny/Dikanteny
Fanazavana avy amin'i Hajaina [...]
Herinandron'ny Havatsa
Fanasana sy fandaharam-potoana [...]
Gazety NGAH
manandratra ny poezia malagasy [...]
Akon'ny herinandron'ny dikateny
nokarakarain'ny Havatsa, vaovao nampitain'i Hajaina [...]
Havatsa Upem: herinandron'ny dikanteny
Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka ao amin'ny Tahala Rarihasina ny 26 ka hatramin'ny 30 septambra 2011 [...]
Onjan'angoty
Sehatra karakarain'ny Faribolana Sandratra, handraisan'i Malalatiana-Hasina, Tiavina ary Avelo Nidor anjara [...]
Fanaovam-beloma an' i BABITY Laurent
Tontosa soa aman-tsara [...]
Nodimandry i BABITY Laurent
Very olomanga indray ny literatiora malagasy [...]
Haverina ny Indram-peo
Haverina haseho sehatra ao Parisy indray ny Indram-peo ho fampahafantarana ny bokin'i Raozigasy "TIA" [...]
Takalo kalo
Namarana ny taom-piantsana 2010-2011 ny Faribolana Sandratra ny alarobia 27 jolay 2011 tolakandro. "Takalo kalo" no lohateny ary nalalaka ny lohahevitra.[...]
Renty Manadala
Tantara an-tsehatra lalaovin'ny Sandratra [...]
Sandratra : iray volan'ny teny malagasy
Tontosa tao amin’ny Goethe Zentrum/CGM, Analakely ny alarobia 22 jona tolakandro teo" [...]
Sakoroka any Antsirabe
Fanampim-panazavana : hanafana ny lanonana ny ARI'S Kanto [...]
Hetsiky ny Sandratra Jona 2011 tohiny
Ho fanitarana ny ambaindain’ireo kirakira lafika hahafaha-manapariaka ny haisoratra, namoaka ny gazetiny koa ny Faribolana Sandratra ao
Toamasina, ho fanampin’ny « Gazety AMBIOKA » vokarin’ny Faribolana Sandratra aty amin’ny foibe
[...]
Hetsiky ny Sandratra mey 2011 tohiny
Vavatenina, Ambatondrazaka, Toamasina [...]
Sakoroka any Antsirabe
Herintaona taty aorian'ny nisehoany tao amin'ny CGM (28/04/2010) dia averina any Antsirabe ny Sakoroka amin'ny 24 jona 2011 izao ao amin'ny Alliance Française [...]
Hetsiky ny Sandratra mey 2011 : volana elie rajaonarison
Vela-kevitra ao amin'ny Akademiam-pirenena (05), Vasavasa tafatafa (11), Antsamparibolana “DINDO sy VINA” (25) [...]
Sandratra tany Moramanga ny 7 mey 2011
Sary vitsivitsy notsongaina tafiditra ao amin'ny "Tononkalo mitety vazan-tany" [...]
Faharoa taonan'ny tranonkala poetawebs
Nigadona tamin'ny 30 aprily 2011 teo ny faharoa taona nijoroana sy nikolokoloana ny tranonkalan’ny poeta malagasy [...]
Akon'ny Saringotra
Tontosa soa aman-tsara tao amin'ny Cercle-Germano Malagasy ny alarobia 27 tolakandro 2011 ny antsantononkalo SARINGOTRA [...]
Saringotra : hetsiky ny Sandratra Tsiroanomandidy 27 Aprily 2011
Tononkalo mitety vazantany izaran'ny poetan'ny Faribolana Sandratra avy any Bongolava [...]
Hetsiky ny Sandratra Aprily 2011
Vasavasa Tafatafa (13), Mampangidihidy (23), Saringotra (27) [...]
Havatsa mitady ny very
18 martsa - 4 aprily 2011 : hetsiky ny Havatsa momba ny firehan-kevitra "mitady ny very" [...]
Hetsiky ny Sandratra martsa 2011
Ga-Donkira (9 mar), Rianantsa (23 mar), Printemps des poètes (10-19 mar), sampana Toamasina (26 mar) [...]
Hetsiky ny Sandratra feboary 2011
Ny tontolon'ny haisoratra ankehitriny (9 feb), Ny sandratra miantsa an'i Avana Ramanantoanina (23 feb), Anjoria (26 feb) [...]
Hetsiky ny Sandratra janoary 2011
Indreto ny vava asa ifanotronana amin’ity santatry ny taona 2011 ity, amin’ny ankapobeny :
- Vasavasa … Tafatafa : Atolotry ny Faribolana Sandratra miaraka amin’ny Vaomieram-pirenena malagasy miara-miasa amin’ny Unesco ao amin’ny Foiben-toerany ao Behoririka ny alarobia 12 janoary 2010
[...]
Sandratra desambra 2010
"Antsan-tononkalo", "Vasavasa ... Tafatafa", "Redy Anjoria : any ambadiky ny misy ny misy"[...]
Hetsiky ny Sandratra novambra 2010
Hetsika maro no hatolotra amin’ity volana novambra ity, ka anisan’izany ny ao amin’ny Efitrano malalaky ny Unesco, Behoririka, ny alarobia 10 novambra ho avy izao, amin’ny 03 ora tolakandro. Hifamotoana amin’ny loabary an-dasy fanaon’ny Faribolana Sandratra isaky ny alarobia faharoa amin’ny volana isika ka i J.Nalisoa Ravalitera no hitarika ny Vasavasa … Tafatafa amin’ny lohahevitra : «Haisora-pitolomana, omaly sy anio » [...]
Nodimandry i elie Rajaonarison
Nodimandry tamin'ny asabotsy 27 novambra 2010, teo amin'ny faha-59 taonany i Elie Rajaonarison noho ny tsy fahasalamana tampoka [...]
Akon'ny Anjoria - 27 oktobra 2010
Daty manan-tantara teo amin’ny fiainan’ny sandratra sy ny tontolon’ny poezia malagasy ny 27 oktobra 2010. Tanteraka tokoa ny ANJORIA naseho tamin’ny sehatra fifamotoan’ny mpakafy ny sandratra isaky ny alarobia fahefatry ny volana. [...]
Anjoria : 27 oktobra 2010
Fotoana hiantsana ireo tononkalo voasoratry Meva, Nofy, Tahirintsoa, Liantsoa, elie rajaonarison ary Avelo-Nidor, nanamarika tantara niainana hatrizay tsy naboraka nefa kanto ... ka hahatarafana ny Tontolo iainana sy ny fototry ny soratr'izy ireo [...]
Samuel RATANY , fahatsiarovana ny faha 84 taona nahafatesany (10 oktobra 1926)
Mpanoratra Malagasy, niray fotoana tamin'i J.J. Rabearivelo, Ny Avana, Rafanoharana,... Teraka tamin'ny 16 jolay 1901 tao Antananarivo [...]
Tsangan-tononkalon'i Tanila
Notanterahana tamin'ny alarobia 08 septambra 2010 teo ny tsangan-tononkalon'i Tanila, toy ny fihaonan'ny Faribolana Sandratra amin'ny mpakafy tononkalo fanao isaky ny alarobia faharoan'ny volana ao amin’ny Goethe Zentrum/Cgm, Analakely. [...]
Mifanafatra hafatra
Efa hadiva ho tapitra ny taom-pianarana 2010. Maro ny tranga miseho eto amin'ny fiaraha-monina no manaraka ny fandaharam-potoan'ny fampianarana. Anisan'izany ireo hetsika fanaon'ny Faribolana Sandratra amin'ny alalan'ny seho antsoina hoe “MIFANAFATRA HAFATRA ” [...]
Sandratra : oktobra 2010
Taorian’ny fialan-tsasatra kely sy nampakarana an-tsehatra ny “i Tanila”, Tsangan-tononkalon’i Tolotra Arinandriana tao amin’ny Goethe Zentrum/Cgm, Analakely, ny alarobia 08 septambra lasa teo, dia hiditra amin’ny dingana manaraka indray ny mpiray Faribolana. [...]
"Nikimpy aho", tononkalon'i Ro ANDRIAMANEVA
Nosoratana tamin'ny 1963 ary nohadihadiana 47 taona taty aoriana [...]
Havatsa Frantsa sy ny fetim-pirenena
Niditra an-tsehatra tao Savigny Le Temple ny Havatsa tamin'ny 22 jona 2010 ho fankalazana ny fahadimampolo taonan'ny fahaleovan-tena [...]
HAVATSA FRANTSA : hiantsa tononkalo ho an'ny faha 50 taonan'ny fahaleovan-tena
Hankalazaina ao amin'ny faritry Parisy (SAVIGNY LE TEMPLE) amin'ny 22 jona 2010 ny faha 50 taonan'ny fahaleovan-tena. Vela-kevitra no anombohana izany [...]
Am'zany tanàna
Efa hadiva hamaramparana ny fankalazana ny "iray volan'ny teny" ny Mpiray Faribolana SANDRATRA[...]
Voka-pikarohana momba an'i Solofo José
Hisy Fanohanana voka-pikarohana momba an'i SOLOFO José (Rakotosolofo Joseph) ao amin'ny Efitrano Siméon Rajaona, Oniversiten'Antananarivo, Sampana Teny sy Riba Malagasy ny talata 22 jona 2010 [...]
Iray volan'ny teny : santatra tao amin'ny C.G.M. ny 05 jona 2010
Toy ny donak'afon'Analakely ny fisantaran'ny Faribolana Sandratra ny "iray volan'ny teny" ka tonga dia teny ambovonana satria ny andrarezin'ny haisoratra malagasy Elie RAJAONARISON [...]
Sandratra : iray volan'ny teny
Mankalaza ny iray volan'ny teny ny FARIBOLANA SANDRATRA amin'ity volana jona ity [...]
Tsidika tatsinanana
Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika TSIDIKA ATSINANANA notontosain’ny Fikambanan’ny Mpanoratra HAVATSA-UPEM tao Toamasina
[...]
Haverina ny Sakoroka
Noho ny fankalazana ny iray volan'ny teny malagasy sy fanamarihana ny faha20 taonan'ny antsa dia averina ao amin'ny CEMDELAC Analakely ny Sakoroka tetsy amin'ny CGM ny zoma 11 jona ho avy izao[...]
Havatsa tao Antanimora
Raha vao resaka Antanimora no atao dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ny toerana fitazonana ireo voafonja. Manontany tena angamba ianao hoe inona no ataon'ny HAVATSA any ? Misy ifandraisana amin'ny literatiora ve ny toerana any ? [...]
Havatsa Toamasina :Tsidika Atsinanana" no iantsoana ny hetsika lehibe ao Toamasina amin'ny 13 sy 14 mey 2010, karakarain'ny ny Havatsa Upem Sampana Toamasina tarihan'ny filohany BABITY Laurent [...]
Harivariva an-tanin'olona
Nolalaovina tao amin'ny Tombe Issoire (tanànan'i Parisy) tamin'ny Asabotsy 8 Mey 2010 teo ilay piesy teatraly mitondra lohateny hoe: Harivariva an-tanin'olona
[...]
Sakoroka : tontosa soa aman-tsara
Araka ny taratasy voaray tamin'i MAHEFA, izay tompon'antoka tamin'ny fety, dia tontosa soa aman-tsara ny SAKOROKA tamin'ny alarobia 28 aprily 2010 teo [...]
Sakoroka
tenin-jatovo kanefa manana ny toerany eo amin'ny fiaraha-monina ankehitriny, no entina misalotra ny antsan-tononkalon'iMAHEFA sy JIMMY R.J.H.ho tanterahana ao amin'ny C.G.M. ny alarobia faha 28 aprily 2010 [...]
Namoaka ny Havatsa : Havatsa
Nampahafantarina tamin’ny Alarobia faha 24 febroary 2010 teo ny fivoahan’ny laharana voalohan'ny HAVATSA, revio litereran'ny Fikambanana HAVATSA UPEM, miseho isan-droa volana ary ahitana takila 32 [...]
Hiran'ny matoy
Tanteraka soa aman-tsara omaly 24 febroary ny fihaonan'ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy teny amin'ny Cercle Germano Malagasy [...]
Havatsa sampana Frantsa : 5 taona

Notontosaina tao amin'ny Médiathèque de Bagneux tamin'ny zoma 26 Marsa teo ny fahadimy taona nijoroan'ny Havatsa sampana Frantsa [...]
Nalisoa RAVALITERA
Anisan'ny hanafana ny sehatra amin'ny 24 febroary 2010 ho avy izao ao amin'ny C.G.M. i Nalisoa RAVALITERA. Mpampianatra, poeta (tononkalo 500 eo ho eo), mpanoratra bokim-pianarana (Fary Mamy), mpanoratra tantara sns [...]
Havatsa : Tatamo Manokana
TATAMO MANOKANA dia boky navoakan'ny HAVATSA UPEM ho fanamarihana ny tsangambaton'ny faha 55 taonan'ny fikambanana (1952 - 2007). Ahitana takila 300 ny boky ary maneho ny tantaran'ny fikambanana hatramin'ny niandohan [...]
Nodimandry RABENANDRASANA Jean
Nodimandry tamin'ny 09 desambra 2009RABENANDRASANA Jean, anisan'ireo 8 mianadahy nanangana ny sampana Havatsa any Antsirabe[...]
Havatsa Upem Antsirabe
Nitombo iray ny sampan'ny Havatsa. Tafatsangana tokoa ara-pomba ofisialy tamin'ny Asabotsy 21 Novambra 2009 ny HAVATSA sampana Antsirabe. Izany fotoana izany dia natao tao amin'ny Cercle Mess Mixte de la Garnison Mixte d'Antsirabe ary teo ambany fahefan'ny Solontenan'ny Chef de Région Vakinakaratra sy ny Talem-paritry ny Kolontsaina tao Antsirabe [...]
Antsan-tononkalon'i Zo Nantenaina
Antsaina ao amin'ny fiangonana FJKM Ambalavao Isotry ny tononkalon'i Zo Nantenaina ny alahady 08 novambra 2009. Misy ampahany amin'ireo tononkalony ao amin'ny bokiny "Ampoka" no antsaina koa [...]
Havatsa Upem : feno 57 taona
Mankalaza ny faha 57 taonany ny fikambanana etsy amin'ny Tahala Rarihasina. nanomboka ny 22 oktobra 2009 [...]
Aodin'ny poeta
Manankarena ny haisoratra sy ny teny malagasy ! Indrisy anefa fa betsaka no tsy rototra amin'ny tokony hikolokoloana azy mba hitazonana sy hanatevenana ny hasin'ny voaforona [...]
Fampirantiana DOX - CMDELAC
Araka ny vaovao farany voaray dia hisy fampiratina momba an'i DOX ao amin'ny CMDELAC Analakely (Centre Malgache pour le Développement de la Lecture et de l’Animation Culturelle) amin'ity volana jona ity [...]
Mino ve ianao ?
Mino ve ianao raha holazaiko hoe tsy afa-nanoratra i Fredy JAOFERA tany am-boalohany noho ny aretina izay nahazo azy fony kely ? Mino ve ianao raha holazaiko hoe tsy nahay niteny malagasy i Fredy JAOFERA taloha ? Teny frantsay no tenin’ny fahazazany satria Lafrantsa no firenena mbola nianaran’ireo nahitany masoandro tamin’izany [...]
Teny amin'ny Antshow
Mpikanto sady mpamorona fanta-daza 3 no nifamotoana teny amin'ny Antshow tamin'ny 21 mey 2009. Tsy iza izany fa Ny Eja (poeta), Radany na Daniel Ramaroson (mpitendry marovany) ary Stan Niry (mpitendry gitara) [...]
Faribolana Sandratra
Raha misy antokon’olona niezaka itarihana ny tanora hitia ny haisoratra malagasy dia anisan’ny lehibe indrindra amin’izany ny Faribolana Sandratra izay tsy nitsaha-nandroso tamin’izany lalana izany nandritra ny 20 taona [...]
Alin'ny poeta tao Parisy
Nifamotoana tao Parisy (Le Zébu Francophone) indray ny Havatsa Upem sy ireo mpakafy tononkalo malagasy tamin'ny 30 aprily 2009 [...]
Aingam-panahy
Ny famaritana ny aingam-panahy dia tsy azo moramoraina amin'ny fiovan-toeran'ny fanahy mamonjy ny ambonimbony kokoa. Ny aingam-panahy dia hevitra tonga tampotampoka ka manentana ny poety iray hanoratra toy ny mpanao sary hosodoko handray borosy na koa ny mpamoron-kira handrangotra ny valihiny [...]
poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021