Créer un site internet

 

 

poeta_malagasy  
 


Atolotry ny PoetaWebs ho anao
HAVATSA UPEM : Birao vaovao sy vina 2015

Ireo Mpikambana ao amin’ny Birao vaovao
Les nouveaux membres de bureau

Ny Filoha : ANDRIANASOLO Hajaina Naomy « Hajaina »
La présidente

Ireo Filoha mpanampy :
Les vices présidents
ANDRIAMAHALY Willy «Willy Way »
RAFALIMANANA Jeannie Berthina « THINA Andriafaly »

Ny Sekretera jeneraly : RAINIHAROMISA Fanjaniaina Miraho « Jacynthe »
La secrétaire générale

Ireo Mpiantsoratra :
Les secrétaires
FALIMIHARANTSOA N.H.A « Onjagnirifiry »
 VONONA Tsiriniaina « Aina Vonona»

Ny Mpitahiry Vola : RAZANAMPAMONJY Narinindrina Danielle « Danie R.N.D. »

 

La trésorière

Ny Mpitantsoratry ny vola : BRENCHT Mbolamasoandro
La secrétaire financière

Ny Mpirakipanana : RABENANDRASANA Lalao François « Nandrasana»
L’Archiviste  
 
Ireo Mpanolotsaina :
Les conseillers
RAKOTOSON Lala Agnès – ANDRIAMIHAJA Jean Dollys « DOL’AJ » –
R’Abel Hantanoro -  SOLONDRAIBE Soatsivahana Andry Tiana « ANDRY STVH » – ANDRIANAVALONTSEHENO Haritiana « RAKEMBA » –

Ny Mpandini-bola : RAKOTOBE RALAKO
Le commissaire au compte

Ireo Filoha am-boninahitra, ny Filoha , ny BIRAO sy ireo SAMPANA ary ny MPIKAMBANA HAVÀTSA-UPEM “Fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy” rehetra
 dia faly miarahaba sy mirary ny 2015 ho taom-pamirapiratana ho anao. Ho tanteraka avokoa ny  soa sy ny kanto iarahantsika mianoka hatrany.

Les présidents d’honneurs, La présidente, les membres de bureau, les sections et tous les membres de l’HAVÀTSA-UPEM « Union des Poètes et Ecrivains Malagasy »
vous souhaitent une excellente année 2015. Que tous les vœux formulés deviennent réalité!

Ny birao vaovao Ny birao vaovao niaraka tamin'ireo mpikambana tratra farany tamin'io andro io


Vina taona 2015, hetsika miaraka amin’ny HAVÀTSA-UPEM
21 febroary : Fankalazana ny andro erantany ho an’ny teny ibeazana
21 marsa : fankalazana ny andro iraisampirenena momba ny poezia
24 avrily : andro erantany momba ny boky sy ny zon’ny mpamorona
08 may : iarahana amin’ny mpanao gazety
Jona : iray volan’ny teny malagasy – « atrikasa mikasika ny fototry ny fanoratana sy ny poezia ary ny fiantsana» - fahatsiarovana ny faha 25 nahafatesan’i Régis Rajemisa Raolison – fankalazana ny  faha 55 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena – faha 180 taona nandikana ny baiboly ho amin’ny teny malagasy, sns
Jolay – aogositra : « atrikasa iarahana amin’ny ankizy sy ny mpianatra : fampitiavana vakiboky – angano – teatra » - Fanasana fandraisana anjara ho fanohanana ny asan’ny HAVÀTSA
Septambra : tsingerintaonan’ny HAVÀTSA-UPEM – Herinandron’ny dikateny
Oktobra : HERINANDRON’NY HAVÀTSA-UPEM
Aina sy hajan’ny Fahaleovantenam-pirenena
ny teny sy ny soratra malagasy

mailaka : havatsa.upem@gmail.com
antso : 0331175105 – 0341000349
adiresy : TAHALA RARIHASINA- Analakely – Rihana voalohany (1èr étage)

Tatitra sy sary : Hajaina

 

Poetawebs©2014 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021

×