Créer un site internet
Pôetawebs PÔETAWEBS
Ny pôeta raha miteny
dia mampita izay mba reny
sady saininy ombieny
amin'ny gadona avo lenta
mampitony hetaheta :
bitsik'ivan'ny pôeta.
T. Ràja
Pôetawebs "Tsy azo adika na alain-tahaka raha tsy mahazo lalana avy amin'ny Pôetawebs fa voararan'ny lalàna 94-036 ny 18 septambra 1995 mikasika ny zon'ny mpamorona sy ny mpanakanto".
01 Janoary 2022
Lahatsoratra : Pôetawebs
2022 : taonan'ny firaisan-kinan'ny pôeta
Fanirian'ny Pôetawebs ny haha taonan'ny firaisan-kinan'ny pôeta sy ny Malagasy rehetra an'ity 2022 ity, ho fikatsahana ny soa iombonana, dia ny fanandratana AVO ny literatiora malagasy!
 

© Pôetawebs

Takelaka : Toetra Ràja