Andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny
Pôetawebs PÔETAWEBS
Ny pôeta raha miteny
dia mampita izay mba reny
sady saininy ombieny
amin'ny gadona avo lenta
mampitony hetaheta :
bitsik'ivan'ny pôeta.
T. Ràja
Pôetawebs "Tsy azo adika na alain-tahaka raha tsy mahazo lalana avy amin'ny Pôetawebs fa voararan'ny lalàna 94-036 ny 18 septambra 1995 mikasika ny zon'ny mpamorona sy ny mpanakanto".
21 Febroary 2022
Lahatsoratra : Pôetawebs
Andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny
Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny dia nifantina teny manan-danja momba izany ny tranonkala Pôetawebs izay voalahatra ao anaty lohahevitra vitsivitsy.














Notsongaina manokana ity tenin'ny mpanoratra vahiny fanta-daza ity fa mendrika ny halain-tahaka.




Nahoana koa moa isika no tsy hanao hoe : "Ny tanindrazako, ny teny malagasy"?



© Pôetawebs
Takelaka : Toetra Ràja