Andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny
Pôetawebs PÔETAWEBS
Ny pôeta raha miteny
dia mampita izay mba reny
sady saininy ombieny
amin'ny gadona avo lenta
mampitony hetaheta :
bitsik'ivan'ny pôeta.
T. Ràja
Pôetawebs "Tsy azo adika na alain-tahaka raha tsy mahazo lalana avy amin'ny Pôetawebs fa voararan'ny lalàna 94-036 ny 18 septambra 1995 mikasika ny zon'ny mpamorona sy ny mpanakanto".
21 Marsa 2022
Lahatsoratra : Pôetawebs
Andro maneran-tany ho an'ny pôezia

A
ndro maneran-tany ho an'ny pôezia ny 21 martsa araka ny tinapaky ny ONU tao Parisy tamin'ny 1999. Manamarika izany isika eto Madagasikara ary tsy diso anjara amin'izany ny Pôetawebs araka ireto andalan-tononkalo atolony ireto.



© Pôetawebs
Takelaka : Toetra Ràja

Date de dernière mise à jour : 20/03/2022