Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)

02 Febroary 2016

 "Takela-pitia", fankalazana ny faha 100 taona nahaterahan'i ZAKARANDAHY

 Karakarain'ny CROIMA ASIEs, iarahany amin'ny HAVATSA UPEM sampana Frantsa ao amin'ny INALCO - PARISY.

 

  Araho ny tapatapak'ahitra ao amin'ny Radio Bitsika.

 

 
 

 

Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com

Date de dernière mise à jour : 09/02/2016