Créer un site internet

Dox_100_antsirabe

 

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

14 Martsa 2015

 

HETSIKY NY FARIBOLANA SANDRATRA FO NY TENY - 2015

Notanterahana tao amin'ny CGM Analakely tamin'ny 28 Febroary lasa teo ny hetsik'ireo Mpiraifaribolana Sandratra nampitondraina ny anarana hoe "FO NY TENY". Izany hetsika izany tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an'ny tenin-dreny.

Antsan-tononkalo no natao ka namaky nanokatra ny fotoana i Tahirintsoa. Ny nandravaka ny seho dia i Dafr sy Ralanto ary ny tarika Mpandrary.

 

Dafr sy Ralanto Jery, Zo Sitrakiniavo, Tahirintsoa, Mero Kosiky, Vatoary, Mihoadia Lefitra Aloky Ny Ara
     
Martelle Nath Mihoadia Niry-Solosoa
     
Yvette Ratsifa Soambinitsoa Jery
     
Tahirintsoa tarika Mpandrary Tsitohery
     
Vatoary Zaza Ngaly Zo Sitrakiniavo

 

Tatitra sy sary : Ikaloyna

 

poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021