Créer un site internet
Dox_100_antsirabe

 

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

14 Martsa 2015


FARIBOLANA SANDRATRA : TROATRA AN-KALO

Mbola ao anatin'ny volan'ny poezia isika amin'izao volana martsa izao, anisan'ny seho nataon'ny mpiraifaribolan'ny Sandratra ny hetsika TROATRA AN-KALO tetsy amin'ny AFT Andavamamba ny alarobia 11 martsa 2015, seho nampiarahana ny sofina amin'ny antsan-tononkalo tamin'ny fiteny frantsay sy malagasy sy ny maso miaina mivantana ny zavatra tian'ny poeta hambara.

Nandravaka ny fotoana ny mozikan'i Tiana RAINITELO.

 
 

 

 

Tatitra sy sary : Ikaloyna

 

poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021