Créer un site internet
Dox_100_antsirabe

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

24 Mey 2015

ROMBOM-PANAHY : TSIKERA

Ny folakandron'ny andro faharoan'ny hetsika ROMBOM-PANAHY ny 15 aprily no niatrehana ireo tsikeran'ireo manana fahaizana manokana momba izany.

Taorian'ny tsikera nataon'izy efatra mianadahy mianaka dia namarana ny dinika ny tale jeneralin'ny OFNAC, Laure Rabarison, izay mpiahy ny hetsika. Nofaranana tamin'ny fiantsana tononkalon'ny Pôeta sy ireo mpahay tsikera ny fotoana.

Tatitra sy sary : Ikaloyna


Ireo mpahay tsikera 4. Miankavanana : Tsiky Rakotomavo, Niry-Solosoa, Ranoe ary Nalisoa Ravalitera

Ireo Pôeta niatrika ireo mpahay tsikera

Ireo mpanatrika ny tsikera

Niry-Solosoa

Ranoe

Tsiky Rakotomavo

Nalisoa Ravalitera

Laure Rabarison izay namarana ny dinika

poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021