Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)

25 Martsa 2016

HAVATSA UPEM : TABATABA AN-TONONKALO 2016

Hetsika mitondra ny lohateny hoe "tabataba AN6tononkalo" izay nanaovana antsa tononkalo ho an'ny rehetra, rantin'ny fafan-tononkalo sy varotra boky teo an-tokontanin'ny tahala RARIHASINA no nentin'ny HAVATSA UPEM nanamarika ny 21 martsa andro erantany ho an'ny tononkalo.


Nandray anjara tao ireo pôeta avy amin'ny fikambanana maromaro na ireo tsy miankina.

Tatitra sy sary: Ikaloyna

 

   
   
   
   

 

 

Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com
×