Créer un site internet

 

Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)

24 Mey 2016

DON-DANITRA


Raha any amin'ny efitrano fanaovana lanonana no nahazatra antsika amin'ny

seho antsa tononkalo dia tany amin'ny fiangonana izany no natao.
Ny FJKM Ambohijafy Firaisana no nampiantrano tamin'ilay seho hoe DON-

DANITRA nifampizaran'i Ikaloyna Vony, Elinivo, Jery, Tahirintsoa ary Ilay

Mpanonofy tamin'ny endrika kanto sy tononkalo miresaka finoana.
Ny hiran'ireo sampan'ny fiangonana no nandravaka ny fotoana ka hipoka ny

fiangonana ary voky ny sofina sy ny fanahin'ireo mpino.
 

Tatitra sy sary: Ikaloyna Vony
 

 

Ilay Mpanonofy Elinivo
   
Ikaloyna Tahirintsoa
   
Jery Miankavanana:Tahirintsoa, Ikaloyna, Ilay Mpanonofy, Elinivo, Jery.
   

 

Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com

Date de dernière mise à jour : 24/05/2016

×