Créer un site internet

Dox_100_antsirabe

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

18 Janoary 2015

DIAN-TANA-MASOANDRO : MANOLOTRA HO ANAO

BRENTCH MBOLAMASOANDRO15 TAONA NANORATANA

 

 

 

 

 

 

 

*** RANTY SY VAROTRA
 - Takela-pahatsiarovana
 - Boky
 - Lamba fisalotra
 - Sary hosodoko
 - Sy ireo tsy ampoizina maro azo atao fanomezana

AIZA ?
 - TAHALA RARIHASINA Analakely

RAHOVIANA ?
- manomboka ny alakamisy 15 janoary 2015 ka hatramin’ny sabotsy 24 janoary 2015

*** TANTARA TSANGANA
 Lohateny : HEVITRA TOKANA ( tantara mampitaintaina maneho ny fanapaha-kevi-dehibe eo amin’ny fiainana )

Mpanoratra : Brentch Mbolamasoandro
 miaraka amin'ny fikambanana DIAN-TANA-MASOANDRO

AIZA ?
 - IKM Antsahavola

RAHOVIANA ?
- ny sabotsy 17 janoary 2014 amin’ny 2 ora sy sasany.

 

poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021