Créer un site internet

Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)

15 Jona 2016

Tapatapakahitry Ny Eja sy Doda Razafindravelo

Tapatapakahitry Ny Eja Mpanoratra Solonomenjanahary tamin'i Doda Razafindravelo, nanazavany ny fahitany ny tononkalo malagasy ankehitriny, ny olana ara-tsipelina, ny hira, ny angano, ny ady amin'ny aretina drépanocytose ary indrindra ny hetsika lehibe hotanterahiny ny 30-31 Mey sy 01 Jona 2016.

Marihina fa tamin'ny hetsiky HAINGO ny 20 mey teo tao amin'ny CEMDLAC no nanaovana ny fandraisam-peo.

Mihainoa finaritra tompoko.

 

 

Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com