Créer un site internet

Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (T.Ràja)

16 Jolay 2016

Tapatapakahitry Doda Razafindravelo, Hanitr'Ony ary Raivo Patricia

Tao anatin'ny lanonam-pamoahana ny boky roa, ny iray an'i Hanitr'Ony (Deux fois une), ny iray an'i Dox (Chants capricorniens) tao amin'ny Tahala Rarihasina omaly 15 jolay 2016 no nanatanterahan'i Doda Razafindravelo (PÔETAWEBS) tapatapakahitra niaraka tamin'i Hanitr'Ony sy Raivo Patricia.


Mahaliana ny tafatafa fa tsindrio ny sary ary mihainoa finaritra tompoko.

 

 

Pôetawebs©2016 - poetawebs@gmail.com

 

×