Créer un site internet
poetawebs

Ny poeta raha miteny
  dia mampita izay mba reny
 sady saininy ombieny
 
amin'ny gadona avo lenta
  mampitony hetaheta :
 bitsik'ivan'ny poeta. (Toetra.Ràja)

01 Oktobra 2016

Tapatapakahitry Niaina Sakaiza, Mbolakely ary Doda Razafindravelo

Fotoana fohy nialohan'ny hetsika teatra poetika TSONTSA nataon'ny fikambanana VKHM sy ny AJAC anio 1 oktobra 2016 tao amin'ny CEMDLAC Analakely dia nitapatapakahitra tamin'i Doda Razafindravelo avy ao amin'ny PÔETAWEBS i Niaina Sakaiza sy Mbolakely.

Marihina fa Niaina Sakaiza sy
Bade RaAnRaMa no vy nahitana an'ity hetsika TSONTSA ity.

Tsindrio ny sary ahafahana mihaino ny feo.
Mihainoa finaritra tompoko.

Pôetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com

Date de dernière mise à jour : 02/10/2016