Créer un site internet
Sophie Ravelomanantsoa
Pôetawebs PÔETAWEBS
Ny pôeta raha miteny
dia mampita izay mba reny
sady saininy ombieny
amin'ny gadona avo lenta
mampitony hetaheta :
bitsik'ivan'ny pôeta.
T. Ràja
Pôetawebs "Tsy azo adika na alain-tahaka raha tsy mahazo lalana avy amin'ny Pôetawebs fa voararan'ny lalàna 94-036 ny 18 septambra 1995 mikasika ny zon'ny mpamorona sy ny mpanakanto".
22 Jona 2022
Pôetawebs

Pôetawebs miondrika manoloana ny nahalasanan'i

SOPHIE RAVELOMANANTSOA


M
ahatsiaro ho singany toy ny elatra nosarahina tamim-borona ny tranonkala Poetawebs amin'ny fahalasanan'i Sophie Ravelomanantsoa.  Tonian-danonana nandritra ny fankalazana ny fahafolo taona nijoroan'ny tranonkala Poetawebs (27/12/2019) tao amin'ny CEMDLAC Analakely izy ary tsy zoviana amin'ny maro ny feo mangany.

Ny tranonkala Poetawebs dia miara-miondrika amin'ny fianakaviany sy  ny mpikanto eo amin'ny sehatry ny teny.

Pôetawebs


Sary tahiry nalaina tamin'io tolakandron'ny 27 desambra 2019 io

© Pôetawebs
Takelaka : Toetra Ràja

Date de dernière mise à jour : 22/06/2022

×