Poetawebs mg
PoetawebsTapatapakahitra
Antson'ny Avo : Poeta Mitia
Ny sora-kanto dia asasoratra manaitra nefa tsy mankaleo ny mpamaky ka sady ahitany fy no misy akony miabo aminy.



PoetawebsFandalinana
Ny mpanoratra mioitra ny fijerin'ny fiarahamonina
Fandalinan'i Faniry Ezeckiel


PoetawebsFandalinana
Famaritana ny poeta
feony ireo mpandalina literatiora avy amin'ny oniversiten'Antsiranana


PoetawebsFandalinana
Famaritana ny literatiora
natolotry ny mpianatry ny oniversiten'Antsiranana lalam-piofanana Malagasy



PoetawebsSehatra
Lafiny maha fampitana hafatra ny boky
Eritreritry ny poeta Lova Santatra



PoetawebsSehatra
Sehatra mampiroborobo ny rohin'ny boky
Hevitry ny Mompera Rabenirina sy ny mpanoratra Rabenandrasana

PoetawebsSehatra
Ny anjara toeran'ny boky araka ny fijerin'ny mpanoratra
Avy amin'ny mpanoratra roalahy: i Zo-Maminiriana sy i Mahefa

PoetawebsSehatra
‎Boky sy zon'ny mpamorona!
kon'ny Tsenaben'ny boky ny andron'ny 23 aprily 2026

PoetawebsSehatra
Dim'He-Tsi
Antsa tononkalo niangaliani Herinina sy Dimby Mahenina ary Tsitoha Agape

PoetawebsSorapiainana
Ramananato
Poeta tamin'ny voalohandohan'ny taonjato faha-19
Poetawebs mg
Tapatapakahitra Rolly Casimir, poeta mandahatra
Poetawebs Tapatapakahitra notontosain'i Tsikimilamina Rakotomavo - Poetawebs

Sorapiainana Emile Rakotozafy (1917-1947)
Poetawebs Poeta mahery fo maritiora tamin'ny tolom-panafahana 1947. Nangonina sy narindran’ny Pr Narivelo Rajaonarimanana

Tapatapakahitra Haintso Mivetsokalo, tsy manan-javatra afenina
Poetawebs Tapatapakahitra notontosain'i Ny Avo Elabakaka (Poetawebs), poeta vao misandratra i Haintso Mivetsokalo kanefa tsinjo ho manana hoavy mamirapiratra.

Lahatsoratra Akanga Tsara Soratra sy ny Havàtsa-UPEM
Poetawebs Handraraka ilom-pahalalana any Antsirabe. Velakevitra ho fanamarihana ny andro  iraisam-pirenena ho an'ny poezia

Fandalinana Ny zotram-piainan'ny loka literera eo amin'ny tontolon'ny haisoratra malagasy
Poetawebs andiany fahatelo amin'ny fandalinan'i Solotiana Nirhy-Lanto

Fandalinana Tenin'i Tsikimilamina Rakotomavo
Poetawebs Itsikio hatrany ireo arahamba manakana ny dianao; angovo hanova ny fijeriny handala ny fiombonana rahampitso izany.

Fandalinana Tenin'i Toetra Ràja
Poetawebs Na fisaka ny marina, katsaho fa manarina!
Sehatra Mahefa: nampiharihary ny takona
Poetawebs Velakevitr'i Mahefa tao amin'ny Akademia malagasy ny 05/03/2026

Fandalinana Tenin'i Solotiana Nirhy-Lanto
Poetawebs Aoka samy hanaiky isika fa : tsy tandra vadin-koditra ny fahazaran-dratsy sy ny toe-tsaina tsy mahomby.

Fandalinana Tenin'i Rita Ralamboarijaona
Poetawebs Aza miandry ny fotoana mety, fa amboary ny fotoana anananao, ary atombohy amin'izay eo am-pelatananao

Fandalinana Mateti-piavy
Poetawebs tononkalon'i Toetra Ràja, nohadihadin'i Tsikimilamina Rakotomavo

Fandalinana Tenin'i Patrick Raveloarison
Poetawebs Ny fahasambarana dia tsy miankina amin'izay anananao, fa amin'ny fomba fijerinao ny fiainana

Sehatra Niredareda tao anaty orana ny Afonakanga
Poetawebs Hetsiky ny Akanga Tsara Soratra ny alin'ny 31 janoary tao amin'ny lapan'ny tanànan'Ambatolampy

Fandalinana Tenin'i Ny Avo Elabakaka
Poetawebs Mijoroa amin'ny toe-tsaina marina, fa ao no iorenan'ny hoavin'ny firenena

Fandalinana Olona miavaka ny poeta! Olon'ny fanovana ny poeta!
Poetawebs araka ny fanadihadian'i Tsikimilamina Rakotomavo ny tononkalon'i Rianaly hoe Poeta

Fandalinana Tenin'i Il'Aina Herinandrasana
Poetawebs Miaboa fisaina fa ny olona miiba fisaina dia tsy vitan'ny manimba ny tenany fa mandò ny fiarahamonina misy azy

Lahatsoratra Hirehitra ao Ambatolampy ny afonakanga
Poetawebs hetsiky ny Akanga tsara soratra, fikambanana poeta sy mpanoratra

Fandalinana Tenin'i Hery Rakotonirainy
Poetawebs Ny hery lehibe indrindra dia ny fahafahana manapa-kevitra ny hiova

Sehatra J. Nalisoa Ravalitera : Poeta maroloko, tsy lefin’ny taona
Poetawebs
tatitry ny velakevitra manamafy fa poeta maroloko tsy lefin’ny taona ary mbola loharano iainana sy ianarana ho an’ny taranaka maro izy

Fandalinana Tenin'i Faniry Ezeckiel
Poetawebs
Sahia manorina fiarahamonina vaovao amin'ny fisainana marina sy madio

Fandalinana Tenin'i Chantal Rabetalata
Poetawebs
Mifototra amin'ny teny voizin'ny Poetawebs mandritra ny taona 2026. "Ny fahaizana amam-pahalalana tsy arahim-pahendrena dia zava-poana"

Fandalinana Tononkalo nosoratana araka ny fanaon’i Jean Joseph Rabearivelo
Poetawebs
Poèmes à la manière de Jean Joseph Rabearivelo. Nangonina sy nadikan’i Narivelo Rajaonarimanana

Fandalinana Ny fanahy miditra ao amin'ny poeta
Poetawebs
Tonga mpamantatra ny hoavy ny poeta sy ny mpanoratra noho ilay fanahy mpamangy ny tononkirany, mpibitsika ny kalokalony izay mbola miafitra ao anaty rany.

Fandalinana Malagasy mankany fa eto... hatrany!
Poetawebs
Tsy mahasakana ny Malagasy tsy "hankany" ireo harena maro be eto amin'ny nosy satria mitoetra eto hatrany ny fo amam-panahiny.

Fandalinana Ny Tsikitsikinao - Dox
Poetawebs
Fandalinan'i Ny Avo Elabakaka momba ny lanjan'ny tsiky amin'ny olona iantefany

Fandalinana "Ifaharo ny maha Malagasy"
Poetawebs Sambatra i Madagasikara manana anao misalotra anarana ampoka angola tokana aman-tany.

Sehatra Poeta tonga saina, mijoro, miavotra
Poetawebs Tatitry ny velakevitr'i Valiha Gasy sy Tana Miranty tao amin'ny Tranombokim-pirenena ny 10/12/2025.

Tapatapakahitra Léo Eden, poetan'ny zavaboahary
Poetawebs Mpiraifaribolan'ny Sandratra sampana Ambatolampy, nitapatapakahitra tamin'i Toetra Ràja.

Fandalinana Ny zotram-piainan’ny loka literera
Poetawebs
 eo amin’ny tontolon’ny haisoratra malagasy, lahatsoratr'i Solotiana Nirhy-Lanto

Lahatsoratra Akanga Tsara Soratra
Poetawebs Fikambanana vaovao mivoy ny zavakanto vita amin'ny soratra sy ny teny niorina tany Antsirabe

Sehatra Fanavaozan-drafitra raketin'ny sorakanton'i Toetra Ràja
Poetawebs Tatitry ny velakevitra notontosain'i Tsikimilamina Rakotomavo tao amin'ny Akademia malagasy

Lahatsoratra Fanavaozan-drafitra raketin'ny sorakanton'i Toetra Ràja
Poetawebs Fanasana momba ny velakevitr'i Tsikimilamina Rakotomavo ao amin'ny Akademia malagasy ny 27/11/2025

Fandalinana Ny harempisainana
Poetawebs voatahiry ao amin'ny tononkalon'i Elie Rajaonarison. 15 novambra : fanamarihana ny tsingerintaonany.

Sorapiainana | Tapatapakahitra | Fandalinana | Sehatra | Lahatsoratra