Dox_100_antsirabe

 

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

09 Mey 2015

ANTSA TONONKALO "AINA NIRINA"

Aina Nirina, pôeta fantatra ao anatin'ny tamba-jotra Facebook no nanao hetsika voalohany tao amin'ny IKM Antsahavola tamin'ny 11 aprily 2015 lasa teo.

Ho fanatanterahana izany dia ireo namany ihany no nantsoiny hiantsa ireo tononkalony toa an'i Ikaloyna Vony, Zo Sitrakiniavo, Hanitra Olive, Martelle Nath, Tsy Avahana, Kanto Sombiniana, Nofy Fitia.

Ireo tononkalo dia noelanelanina tamin'ny hiran'i Mialy Andrianiana, i Avotra Rocky sy i Hasina.

Tatitra sy sary : Ikaloyna

 

Aina Nirina Izy no nanentana ny fotoana
   
Hanitra Olive Kanto Sombiniaina
   
Avotra Rocky - nihira
   
Ikaloyna Vony sy Zo Sitrakiniavo
   
Tsy Avahana Mialy Andrianina - nihira
   
Martelle Nath sy Zo Sitrakiniavo Nofy Fitia

 

 

poeta©2015 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021

×