Dox_100_antsirabe

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

24 Mey 2015

ROMBOM-PANAHY : ANTSA TORA-PO sy RANTY - 15 aprily 2015

Ny marainan'ny andro faharoa amin'ny hetsika ROMBOM-PANAHY - 15 aprily 2015 - dia ANTSA TORA-PO sy RANTIN'IREO ASA SORATRA SY FAFANA no natao tao amin'ny efitrano Gisèle Rabesahala Tranombokim-pirenena Ampefiloha.

Nisy ihany koa ny kahie izay andraisana sahady ireo maniry ny handray anjara amin'ny hetsika amin'ny taona ho avy.



Tatitra sy sary : Ikaloyna

poeta©2009 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021

×