Créer un site internet
Dox_100_antsirabe

Ny poeta raha miteny
Dia mampita izay mba reny
Sady saininy ombieny
Amin'ny gadona avo lenta
Mampitony hetaheta
Bitsik'ivan'ny poeta

01 Jolay 2015

HITADY AZY : Tsangantononkalo tamin'ny 23 aprily 2015

Nanatontosa Tsangantononkalo ny mpiraifaribolana SANDRATRA tao amin'ny CGM ny sabotsy 23 aprily 2015. Liantsoa sy Vatoary no vy nahitana an'izany ary nanatontosa ihany koa. Ireo namany mpiraifaribolana no namelona an-tsehatra ny endriky ny fiainana andavanandro toy fitiavana, fahantrana, tanindrazana sy ny sisa.Hitantsika eto manaraka ireto ny sary vitsivitsy mahakasika izany.

Tatitra sy sary : Ikaloyna


Liantsoa mitsangana miantsa; Tahirisoa mitan-takolaka
Jery


Ireo mpandray anjara raha atao indray mitopy maso


Nirihaja, eo ampiantsana
Vatoary eo amin'ny micro, mandray ny tanan'i Nirihaja


Jery
Tahirintsoa miantsa


Rajery-Mpiarakandro Tahirintsoa mitsangana; Liantsoa sy Vatoary mitovy fitafy mipetraka


Miankavanana :
Hery-Mandaniaina, Rajery-Mpiarakandro, Jery ary Vatoary
Miankavanana :
Hery-Mandaniaina, Rajery-Mpiarakandro, Jery


Ireo mpijery : tazana mihanoka eo anoloana i Niry-Solosoa sy Rima

poetawebs©2015 - poetawebs@gmail.com
Raha misy mahatafintohina ny votoatin'ny tranonkala dia anoraty ny tomponandraikitra anamboarana ny tsy mety

Date de dernière mise à jour : 05/07/2021